LASA ARY AHO (Njakatiana)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 2820
Nampidirin'i : zoubelou
Tamin'ny : 15/01/2006 10:09:28
ID : 3422

Imprimer Facebook Facebook

Lasa ary aho f’ianao avelako eo
Ny ato koa toa efa mankaleo
Izay angamba no tadiavinao
Fa teritery lava, k’aleo mitady rivo-baovao

Efa ela loatra angamba izay no niaretako
Kitakita siaka mahamay no hany niainako
Nefa toa mba metimety eTsiky dia ampyry ny an’ny hafa
‘zaho sy ianao raha mbola hanoy ny dia, toa hisy haratra

Na dia mbola tsisy fantatro ny any ambadika any
Masaka ao an-doha aloha izao aleo miala ihany
Ts’isy hanorisory anao intsony ny ato an-trano
‘zaho kosa raha azonao atao, mba tsofy rano

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo