fitia tsy mety diso (Njakatiana)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 3231
Nampidirin'i : DR
Tamin'ny : 29/04/2004 23:23:52
ID : 1384

Imprimer Facebook Facebook
Tsy hay tohaina ny andro nifandimby
Ao an-tsaina ny vita sy finidy
Ny lalana malalaka na ety
Nizoranay na tsara na tsy nety
   Raha ny natao sy nekena
   No itodihana jerena
   Dia iriko azo ahitsy
   Hikatsahako ny TSIKY
        
Fiv: Izao rehetra izao raha azoko natao
     Iriko mba hiova
     Na faTsiky dia ampyhadisoana sy loza
     Fa nekeko tsy ho diso izay efa niriko
     Ny fitia nokoloiko tato ampoko.
    
Tsy hay tohaina ny andro nifandimby
Ao an-tsaina ny vita sy finidy
Ny lalana malalaka na ety
Nizoranay na tsara na tsy nety
   Raha ny natao sy nekena
   No itodihana, jerena
   Dia inoako azo ahitsy
   Hikatsahako ny TSIKY

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo