You are here: home > Tononkira > Njakatiana

Aza ivakiana loha (Njakatiana)

Hitako ianao fa miezaka ny hanaja tena
Tsisy ny maharatsy izany
Toa mangididy nefa toa mihenahena
Sao mba handaigna nihafarany

Ianao mitsinjaka, mihetsi-batana
Manalazy koa ve mbola fahotana
Raha Tsiky dia ampymifaly sy mody mifety ianao
Adala izay saro-piaro aminao

Aza ivakiana loha,
Izay eritreritrao sy any ho any e!
Aza ivakiana loha,
Rehefa mandry ny sainao
Aza ivakiana loha,
Ataovy aloha izay mahafalifaly
Aza mba mamaky loha

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 1585
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : deraxratsima
Tamin'ny : 10/11/2016 12:46:41
ID : 8932

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo