Aoka moa (Njakatiana)

Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 2155
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 19/09/2002 11:58:11
ID : 1035

Ianao izay nanaiky ahy
Fa tianao aho miangaly mozika
Tato afara toa voarara
Antsotsa hay no hita
Manahy ianao sao lasa be mpitia aho
Ka feranao tsy hihira

Nihaonantsika dia mozika
ka aza ariana ilay nampifakatia
Raha ny fety no voafefy toa tsy mety ny aty
Ny hira no efa niainako hatrizay
Meteza ianao hatoky ahy

Fiv :
Aza manana ahiahy akia
Nay mozika tsy anariako andry
Ny ahy adidy fialamboly koa
Raha izaho aloha
Tena tia tokoa
Aoka moa

Nihaonantsika dia mozika
Ka aza ariana ilay nampifankatia
Raha ny fety no voafefy
Toa tsy mety ny aty
Ny hira no efa niainako hatrizay
Meteza ianao hatoky ahy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo