Andao indray (Njakatiana)

Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 2511
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 20/12/2006 16:47:13
ID : 4086

Satriko raha hifampitaona indray anio
Nandrasako raha io fiarahana io
Zarako aza raha misy hanalana asa loha
hidobohan’ny fo
Efa voly indray ny tena ka dia may
ny hihaona indray aiza ialahy

Inty aho vonona hanaraka anareo ka tsy ho leo
F’efa mangetaheta rahateo.

Andao indray hanao mozika izay nampiray hatrizay
Handresy ireo adim-piainana efa mankaleo
’Zay gadona atao hanome fifaliana vaovao
Ny melodia kosa indray hampiaina ny fo sy fanahy


(Noheinoina avy ao @ Radiovazogasy.com)

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo