Na maty aza aho (Nirina (Claude))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na maty aza aho
Aza adinonao ny anarako
Ka tsy ho eto intsony
'Reo hira fanaoko kaloy
Voninkazo no hatero
Raha sendra mahatsiahy
Eo andoha-fasana misy ahy.
'Zay no hany mba
Fara -fiangaviako anao

Tsinotsinona aho
Vovoka sy tany koa
Ka ny fiarafarany
Dia tsy maintsy lo
Mbola hafatro ho anao
Raha azonao atao
Mba tsidio ilay rangolahy
Misy ahy
'Zay no hany MBA
Fara-fiangaviko anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nirina (Claude)
Vangy : 891
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mihajabe_1
Daty : 13/08/2018 19:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737