Mankasitraka (Nina's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
(Mankasitraka anareo aho tsy miala taminay
Tao maro nifandimby hatrizao ka hatramizay
haravoa lalandava isaky mahita anareo
Olobe, tanora, zaza, ndao hiara hanandram-peo): 2fois

Ref:
N'iza n'iza hagnaratsiratsy(Tsy ahoanay e)
Na hasiaky hagnaboaky basy (Tsy darianay e)
Miala mora avao laha tsy mahatanty (Tsy revenay e)
Fa zahay tsy hialy mila ambiance (Ro ilainay e)
Nina's eee
Tsy miova fa mbo i avao
Manao akory ty fahitanao azy
Normal eee
Mbo tanora lalandava avao, mihatsara fa tsy miharatsy eeee

Ianareo mahazo matoky raha miaraka aminay
Fa zahay tsy miova loko hatrizao ka hatramizay
(Lay tsotsotra kanto tsara nahafantaranareo ahy
Tsy taitaitra nefa tsy tara
Zay no tarigetranay) 2 fois

Ref:
N'iza n'iza hagnaratsiratsy.....

Nina's eee
Tsy miova fa mbo i avao
Manao akory ty fahitanao azy
Normal eee
Mbo tanora lalandava avao, mihatsara fa tsy miharatsy eeee
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nina's
Vangy : 2232
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nomenamarie
Daty : 03/07/2018 09:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0754