Te hanao aminao (Ndrina Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy teny iray tsy hay holazaina
Amin’ny tovovavy hokasaina
Fa dia teny toa tsy mendrika
Fa dia teny mety handrendrika
Fa ho lazaiko eto ihany
F’izay alehany na ho any na tsy ho any

F’izao de te anao aminao ….aminao

Toa mandokadoka hoe manja
Manambonimbony filanja
Zaho tsy te ho lany fotoana
Na hiandry toa ny moana
Fa tsy maninona ho lazaiko ihany
F’izay alehany na any na tsy ho any

F’izaho de te anao aminao …aminao


Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo (Zopanage), nadika avy amin'ny hiran'i Michel Polnareff, "L'amour avec toi" -
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ndrina Zopanage
Vangy : 4944
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/10/2012 21:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4069