You are here: home > Tononkira > Ndrina Zopanage

Ilay masoandro (Ndrina Zopanage)


Injay fa tonga ilay masoandro mibaliaka
Ka tonga handrakotra antsika
Toa velom-bolo ny tontolo, toa mitsiky
Dia ho faly indray itononkira.serasera.orgsika

Ilay masoandro no mameno ny antoandro
Sun is shining, io no mahatonga ny feeling

Jump jump jump,
Have a good time
Dance dance dance
Have a good vibes

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ndrina Zopanage
Mpamaky : 81
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 04/12/2018 09:20:51
ID : 11194

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo