NOFY (Nanie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NOFY

Zary nofiko
Ny fahitako anao indray anilako
Toa ny tsy nampino
Manontany tena aho 'ndraidray
Ianao ve io


Hatrizay, hatrizay
Izaho foana no naniry ho anao
Nikaroka nitady, hevitra
Ny ho tianao, ny ho tianao
No masaka an-doha

Fahagagana ho ahy
Hoe ianao inrday no mitady
Ho tiaviko
Tsy toy ny taloha
Ny niangaviana aza moa tadidiko

Hatrizay, hatrizay
Izaho foana no naniry ho anao
Nikaroka nitady hevitra
Ny ho tianao, ny ho tianao
No masaka an-doha

‘Zaho tsy handatsa anao intsony
Izay lasa taloha ho foanako
Fitia vaovao ho ahy sy ho anao
Izay no tanjoko

Ny safidim-po
Dia ny ho tia anao indray
Toy ny taloha
Azoko antoka
Fa tapitra hatreo 'lay ianao
'Zay nilalao

Hatrizay, hatrizay
Izaho foana no naniry ho anao
Nikaroka nitady hevitra
Ny ho tianao, ny ho tianao
No masaka an-doha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nanie
Vangy : 18434
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 25/01/2012 10:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9614