Mpivahiny (Nanie)
Mpihira : NanieMpamaky : 2525
Nampidirin'i : FitiavanaMarina
Tamin'ny : 29/12/2004 23:02:07
ID : 2841 Mpivahiny indray
No iantsoako anao
Satria mpandalo
Tsy nijanona hiara mikalo
(miserana toa nofy)
Trano foana indray no ho namanay
No sisa zohiana mamanala
Tsy hisy hafaliana
(jiro kely mitsilopy)
Faniriany ny hijanona eto
Hatry ny ela
Nefa voasakan ny zava-misy
Tsy ho tavela
Raha ny tiany izy tsy hiala teto
Ndrisy anefa
Reo namana hafa koa mbola misy
Tsy ahy irery
Any andro iray
Zay fotoana izay
No ho mamy indrindra
Hifanena ilay ela tsy hita
(mila saro tsaroany)
Faniriany ny hijanona eto
Hatry ny ela
Nefa voasakan ny zava miys
tsy ho tabvela
Raha ny tiany izy tsy hiala teto
Ndrisy anefa
Reo namana hafa koa mbola misy
Tsy ahy irery
Hiato tsy hitempo angamba ny fony
Amin izay andro izay
Lasa tokoa lay fisaonan ny fo
Ny ora aza hitsetra tsy handeha
Tsy hihodina ihany
Foana ireo nampijaly taloha




