You are here: home > Tononkira > Nanie

Mpivahiny (Nanie)

Mpivahiny indray
No iantsoako anao
Satria mpandalo
Tsy nijanona hiara mikalo
(miserana toa nofy)

Trano foana indray no ho namanay
No sisa hodiana
Mamanala tsisy hafaliana
(jiro kely mitsilopy)

Ny faniriany ny hijanona eto
Hatry ny ela
Nefa voasakan'ny zava-misy
Tsy ho tavela
Raha ny tiany izy tsy hiala teto
Indrisy anefa
Ireo namana hafa koa mbola misy
Tsy ahy irery

Any andro iray
Zay fotononkira.serasera.orgtoana izay
No ho mamy indrindra
Hifanena ilay ela tsy hita
(mila tsarotsaroany)

Faniriany ny hijanona eto
Hatry ny ela
Nefa voasakan ny zava miys
tsy ho tavela
Raha ny tiany izy tsy hiala teto
Indrisy anefa
Ireo namana hafa koa mbola misy
Tsy ahy irery

Hiato tsy hitempo angamba ny fony
Amin'izay andro izay
Lasa tokoa lay fisaonan'ny fo
Ny ora aza hitsetra tsy handeha
Tsy hihodina ihany
Foana ireo nampijaly taloha

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Nanie
Mpamaky : 6348
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FitiavanaMarina
Tamin'ny : 29/12/2004 23:02:07
ID : 2841

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy