Efa niova (NAFANI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko iah rô gny diso
mifona milela-paladia,
Ny sipasipa iny, tsy haveriko indroa
ny tsy mody an-trano,
torak'izay koa
ekeko........*2

REF: efa niova iaho
tsy toy ny taloha
ny sipasipa nafoiko avokoa
iah no voa,rah misaraka antsika roa
satria... mamiko loatra aro ny ho eo anilanao tiakoo
REF 2fois

zay mahay mifandefitra
sy mahay mamela heloka
no atao hoe... mpifankatia
tsy omeko tsiny ianao
fa tampoka aminao izy igny
mamelà anah, raha azo atao

zay mahay mifandefitra.....2



REF


efa niova iaho
tsy agnano ny ditrako taloha koa

je t'aime

REF
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NAFANI
Vangy : 748
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Clarisse2
Daty : 02/05/2019 22:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0839