Zanak'i neny (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alefaso alefaso alefaso Sayda)
Azafady azafady madama anie
Fa manja be le zanakao
Metisse vazaha sa karana anie
Fa toa tsy nanahaka anao (x2)
Tena nahay niteraka kosa ry neny e
Niteraka sipa ohatr'ireny
Ao mba taizako ny zanak'i neny e
Anamboarako papoozy kely e
Ny foko nidoboka nahita anazy e
Nikisaka avy ao an-kavia
Ary toa mifanentana hoazy e?
Saika mba hiantso hoe avia
"Avia nge hoa ndri! Avia nge hoa ndri!
Mba iza ary ny anaran-dri?
Avia nge hoa ndri! Avia nge hoa ndri!
Fa zaho mba hanaraka andri! "

(Bridge)
Raha toa tambitamby dia mila anzany aho
Safosafo dia mila anzany aho
Sanginsangy dia mila anzany aho
Safosafo dia mila anzany aho (x2)

Refrain:
Zaho anie taraiky amin'ny zanak'i neny eeee
Manaiky an'i zanaky neny eeee (x2)
Taratara amin'ny zanak'i neny eeee (x4)
Ao moa ry neny hazavao ana a a a
Le comment an'le pourquoi
Fa tena reveko rangah
Le zanakao fa toa maka fanahy a!! (x2)
Fa raha vao mitazana anazy aho hoa
Mivadika manga daholo ny loko
Fa raha vao mitazana anazy aho hoa
Midobodoboka hoazy ny foko
Mitady fika hanambazana anazy aho hoa
Omeko fitiavana tsy misoloky oh
Mitady fika hanambazana anazy aho hoa
Fa raha toa tsy reveny dia tsy fahadisoako oh

(Bridge)
Refrain
(Bridge)
Refrain (x2)
--------
Rohy:
Hevitra
hasinami ( 25/07/2018 19:43)
mlay e!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 5574
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/04/2016 11:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0996