Sakakely (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa resaka razoky izany e
Zaho sy ianao rery no mahalala anzan e
Rehefa tsika roa no anaty lambahoany e
Otran'tsy eto ambonin'ny tany e
Ao ny akondro dia ao ny saka
Safosafo sy ny daka
Tsikitsiky tsikisitsiky f'ianao oataoko mpanjaka

Maninona maninona ny sakakelinay
Tolorako akondro tsy mety mandray
Safosafoiko vao malailay
Fa resaka Hay Hay Hay
Hay hay hay hay hay

Fa ny anah sy rafotsy mikozy amlah za
Tsy ataonay fombam-bazaha
Fa ra menatra dia milazaaa
Fa olondehibe tsika fa tsy Zazaaa
F'ialah io ra fetsy dia ampireveo rafotsy
Aza amelana fa aona kosa?
Ataovy ny fetiny
Ataovy mifintina
Ampifalio f'aza avela hikizitina
Fa masiaka ny sakany e (lalalalalay)
Balita aza voadakany e (lalalalalay)
Miezaka mampiditra aho fa izy mi-"refoule"
Miezaka mandamina aho fa iz mi-"defoule"
Miezaka manenjika aho fa izy toa mitsoaka
Nefa io tsy amelako raha tsy laniny ny tsouka
Ritra ary aho ny farany izay no fahasambarany
Mahita ahy manovokovoka miantso ny anarany
Miantso ny anarany
Miantso ny anarako hoe "alefaso Sayda"

Maninona maninona ny sakakelinay
Tolorako akondro tsy mety mandray
Safosafoiko vao malailay
Fa resaka Hay Hay Hay
Hay hay hay hay hay

Fa raha miditra amzany ialahy ry tsamy dia taraiky
Fa na te andah... mahita anazy dia manaiky
Manao Miaou Miaou noana izay ny saka
Iny koa ny aliaka nivouvou fa tsy nazaka
Manao miaou miaou noana izay ny saka
Iny koa ny aliaka nivouvou fa tsy nazaka

Maninona maninona ny sakakelinay
Tolorako akondro tsy mety mandray
Safosafoiko vao malailay
Fa resaka Hay Hay Hay
Hay hay hay hay hay


Tonony sy feony : Andrianifahanana Miandravola Rojotiana alias Misie Sayda
--------
Rohy:
Hevitra
finaritra29 ( 14/12/2017 12:53)
tsar e! ao anaty toniny no mis ny afatra zan a!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 9886
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 14/03/2016 11:15
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0122