RESY LAHATRA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Atolotro ho Anao Jesoa ny foko
Tapa-kevitra aho ny ho mpanomponao
Ireo ratsy izay fanaoko tsy ho tsaroako satria
Efa feno Anao ny tontolom-piainako.

REFRAIN: Resy lahatra aho Jesosy Tia
Fa maro ireo anatra natolotrao ho ahy
Ahaizako mandamina ny diako ety
Vonona aho JESOA ny ho mpanomponao.

2. Ianao Jeso no mampijoro ahy
Ny herinao no mihazona ahy
Very izay manalavitra Anao Jesoa
Hafa loatra ny mitoetra akaikinao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIRAY FIDERANA
Vangy : 1252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fitiavana17
Daty : 29/10/2017 13:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072