Noelim-pifaliana (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tonga indray,ilay androm-pifaliana
ho fihobiana an'ilay Mesia
koa redony izany feo,HALELOIA
Ny fideran'ny lanitra.

refrain: haleloia,haleloia.
'Njany hiran-danitra,
Ry Noely mamy ô;
ka ny olona anie ,
ho velona finaritra,
Hidera ny Mpanavotra.

2. Indro zaza masina sy soa
Ankalazaina eto izao,
ka hitohy tsy ho tapitra, ou ou ou
fa Mpamonjy re no teraka ho ahy sy ho anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIRAY FIDERANA
Vangy : 1409
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fitiavana17
Daty : 09/12/2017 11:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1908