You are here: home > Tononkira > Mirado

Eny sa Tsia (Mirado)

raha voa nahitanao ny tao anatiko ao
fa tsisy afa tsy ianao ny omeko ny fitiavako

Ref: Na tsy ho ahy az' ianao. Ampy ahy ny tsikinao
ka lazao ny ao am-ponao, miandry valiny aho teneno re fa miandry foana aho
Ny foko dia atolotro anao

Fanirin' iray ihany hiriko teny mamy
Hiriko hampifaly nefa nandratra aza teny keliko ihany...

Ref: Na tsy ho ahy tononkira.serasera.orgaz' ianao. Ampy ahy ny tsikinao
Ka lazao ny ao am-ponao, miandry valiny aho teneno re fa miandry foana aho
Ny foko dia atolotro anao

az' avela irery aaa!az' avela ho veryyy
mieteza ho eo anilako ooooo eeeeeee!

...Na tsy ho ahy az' ianao.ampy ahy ny tsikinao
ka lazao ny ao am-ponao, miandry valiny aho ka eny sa tsia
F' izaho mbol tia, ka eny sa tsia..........eeeeeeeee......

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Mirado
Mpamaky : 2061
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : misiestide
Tamin'ny : 02/01/2018 14:46:44
ID : 10250

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo