Izy ilay Mahery (Mino Heritiana & Irit's Randi)

IZY ILAY MAHERY

Tompo o mba jereo ireo zandrinao fa mijaly
Tsy mba manana aniza antenaina fa dia itomanay eh
Na ireo havana (na reo namana
Na ny sakaiza koa
Dia tsisy mba nitsetra
Tsy mba nis nitalahoany eh e!

REFRAIN......

Tompo o ianao (tompo ianao)
Mpanjakaniny izao rehetra izao (mpanjakany izao rehetra izao
Ianao no mba irina ianao no itanatana ny dia eh eh
Zay rehetra ato (zay rehetra atao)
Dia amin'ny anaranao
Ianao no mb irina ianao no anafaka no
AnafakaTsiky dia ampy ny fiainanay eh e!


Fa amizao miha ratry ane le fiainana
Lasa biby ireo olombelona ka ho fefena
Ka lasa ady gidragidra azona ilay vola amakarena
Fa io no mahatafita dio no mahasambatra
Hampilamina anao eo amin'ny fiainana izao tontolo izao o (izo tontolo izao)
Nefa izany rendrarendra la adalana filana ny nofo ihany
Tanteraka ilay fahotana
Simba ny fiainana fiainan izo tontolo
Ka mampahory ka lasa anjakan'ny satana
Jesosy o o ka mila fanampiana avy aminao

REFRAIN....  Tompo o ianao,....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Mino Heritiana & Irit's Randi
Mpamaky : 572
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : Mino_Heritiana
Tamin'ny : 30/12/2017 11:00:43
ID : 10249

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo