Indro fa hariva (Mimosa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INDRO FA HARIVA
(MIMOSA - FLM ANTSIRABE)

Indro fa hariva
Ny masoandro mody izao
Haizina mangina
Monina eto aminao
Volan’ô jereo
’Zahay jereo

" refrain "
Ireo taratrao
Hanazav’izao
Iari-tory eto
Iambina ny lasinay


Torimaso mamy
No irin’ny fo izao
Nofy soa ho tamy
Mandrotsirotsy izao
Volan’ô jereo
’Zahay jereo

" refrain "
Ireo taratrao ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mimosa
Vangy : 3007
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 18/08/2002 18:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723