You are here: home > Tononkira > MIckael

Paré-paré (MIckael)

PARÉ-PARÉ
Raikitra ee!!...attention!!!
1-Paré-paré ‘zalahy, ‘tsika jiaby hisöma !
Bip-eo ‘reo akama, f’anio ‘lay fotoana a !
Paré-paré, fa samy efa tsindrin-daona e !
‘tsika tafahaona, misöma e !masaka foana
2- Paré-paré, ‘zalahy, isika hiravo,hifaly
Söma be maventy e, soa lavorary e !
Paré ‘zalahy, korana io atao manjary e
Samy efa ambony moraly, jiaby 'reo tary
Refrain:
Hisöma sy hankafy e!
Hiala voly handihy e
Rendez-vous, antsika io azafady
Fa samy hanal’azy
Hisöma ‘tsika hi-dance e!
Miara mi-balaTsiky dia ampynce e! Meva ny ambiance, tsisy an-kiala
Masaka tsara!
3-Paré hetseho, ny antsika eto tsisy ankolafy
Sömantsika jiaby io, ka tsy mialonjafy e!
Paré, pasaho hi-chauffe-y, amizay samy tafa e !
K’ho revena manja am’fo e ! tsy anki-hafahafa
4-Paré zalahy, fa vaky andro isik’eo no fetra
‘zay mozika tsara, manetsika alefa e!
Paré-paré ny antsika efa atao tarigetra e !
Söma avo lenta, mitoetra e ! tian’ny rehetra
Refrain….
MICKAEL (« Paré-paré »2010/Vidéo clip Media Consulting - inclus dans DVD & VCD « Best of Mickael » 2012/ARC Communication)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIckael
Mpamaky : 32
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 04/10/2017 15:21:41
ID : 10036

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo