You are here: home > Tononkira > MIckael

Ifikiro (MIckael)


ifikiro-ifikiro !!…k’aza adino-aza adino!!.... (4)
1-Ka ‘de ifikiro ‘zay mahasoa-mahasoa
Tsy hanary anao k’havoa
Ka ‘de ifikiro ‘zay mahasoa-mahasoa anao tokoa
1-Ka ‘de ifikiro ‘zay mahasoa-mahasoa
Tsy hanary anao k’havoa
Ka ‘de ifikiro ‘zay mahasoa-mahasoa tokoa
‘Zay mahomby hatrany no ataovy ao an-doha
Tsy akanary toky io, f’hatao ho toa
Alaviro hatrany ‘zay tsy mitondra soa
Ifikiro hatrany ‘zay tanjona an-doha
ifikiro-ifikiro !!…k’aza adino-aza adino!!...tononkira.serasera.org. (2).....
2-Ka ‘de ifikiro tsy ho variana, tsy ho variana
Na maro ireo mahasondriana
Ka ‘de ifikiro tsy hikoriana-tsy hikoriana n’oviana-noviana
Ka ‘de ifikiro tsy ho variana, tsy ho variana
Na maro ireo mahasondriana
Ka ‘de ifikiro tsy hikoriana-tsy hikoriana n’oviana-noviana
Tsy akanary toky io, f’hihotra hatrany
Ny drafi-mahomby no katsaho ‘de zahao
Tsy ankitodik’intsony io, fa miroso ihany
Ny soa sy ny tsara no aok’any ampara a!!....
MICKAEL ( IFIKIRO – Album4 “Mpinamana isika”/ Nov 2017 )

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIckael
Mpamaky : 92
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 29/11/2017 14:03:30
ID : 10198

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo