Hiara hifaly (Michou)

Mpihira : Michou
Mpamaky : 823
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 27/04/2011 09:09:32
ID : 6010

Imprimer Facebook Facebook
prod by jahkely

andao re x3 aandao re

andao re mba hiara hifaly e
inty anie harena hiaraha manana
ny omaly adinoy jereo ny hoavy
ny fivoarana tsy azo sakanana

fa ny hoazon'i Rakoto tsy hoazon'i Rabe
fa ny hoan'i Rabe tsy hoan'i Rakoto ihany koa
samy manana ny anjara masoandrony
ka anjary hafaliana hiaraha manana

andao re x3 aandao re

andao re mba hiara hifaly e
inty anie harena hiaraha manana
ny omaly adinoy jereo ny hoavy
ny fivoarana tsy azo sakanana

fa ny hoan'i Vony tsy hoan'i Fara
fa ny hoan'i Fara tsy hoan'i Vony ihany koa
samy manana ny anjara masoadrony
ka hanjary hafaliana hiaraha manana

andao re mba hiara hifaly e
inty anie harena hiaraha manana
ny omaly adinoy jereo ny hoavy
ny fivoarana tsy azo sakanana

samy gasy ka ndao mba hiara faly e x2

andao re mba hiara hifaly e
inty anie harena hiaraha manana
ny omaly adinoy jereo ny hoavy
ny fivoarana tsy azo sakanana (x3)

hiara hifaly eeee

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo