miantso anao (MIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIANTSO ANAO

miantso anao
mba hiaraka
hiara-dalana
fa fantatrao,tsy miafina
izay am-poko ao

fa raha vao
mahita anao
dia nientana ny fo
fa raha vao
mba jerenao
de tsaroako hirodana avokoa
ny tontoloko

toroy lalana
hahitana anao
mba hakany aminao REF
tsarovy na dia lavitra
hiazakazaka aho

fa raha vao mahita anao
dia nientana ny fo
fa raha vao
mba jerenao
dia tsaroako
hirodana avokoa
ny tontoloko

lazaiko anao
ny marina
fa tena lalina
ny fitiavako
tena matotra
hiadanantsika roa

MIA/RIVOKELY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIA
Vangy : 2949
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 15/11/2004 04:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1415