Efa lasa (MEM'S AKADEMIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo anilan'la any izy ro natositosikan'la,
Eo akaikin'la any izy ro nampijalijalian'la,
De ankehitriny any izy efa manana olon-kafa,
Efa nahita olom-baovao any izy de tsa mila tsony leka,
Niaritra t@lahy any izy de niaritra ny mangidy,
Nefa de tsa nasianlah sira, tsy nasiana sira mihitsy,
Izy niaritra ny mangidy tamin'la,
Tsy nasiana sira mihitsy eoa,
Efa voromangan'olo any izy,
Zay elah vao hoe...

Réf:
Efa lasa any izy any leka fa tsy hiverina intsony,
Aza mitaditady anazy intsony fa lasan'olona ny fony,
Roso any izy any leka fa tsa tamana,
Aza mitaditady anazy intsony efa lasan'olona madama f'efa.....


Ialahy olo mampirafy,
Ialahy mampijaly vady,
Ialahy olo mamolava,
Mangalabaraka mitabataba,
Isanandro mamono vady,
Tsy mampidi-bola ao antokatrano,
Mangalabaraka ko mahakamo,
Ko mamono vady aba leh efa mamo.

Ialahy olo tsy manambitamby,
Ialahy olo tsy mandangolango,
Ialahy olo tsy mahavita devoira,
Izay nahatonga azy hiala,
De izy ampanaovin'lah gardien,
Isanandro aza ialah de mandehandeha,
Tsy omeko tsiny aba izy ko aleo handeha,
Vadinao lasan'olo aba ramose.

Réf....

Ataovy veloma nenazy,
Vita hatreo ny anareo ny @zany e,
Veloma amin'izay mampamangy e,
De veloma fa aza mitady e,
De veloma, veloma, veloma e.
Fa ny fony efa lasan'ny olo e,
De veloma leka e,
De veloma hoaho e.

Réf.....
--------
Rohy:
Hevitra
hasinantenaina ( 29/08/2017 02:14)
Ialana tsiny raha toa misy diso ny tonon-kira
hery ( 29/08/2017 11:38)
Afaka mandefa fanitsiana ianao an. Tsindrio ilay hoe Ahitsio
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MEM'S AKADEMIA
Vangy : 4618
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasinantenaina
Daty : 29/08/2017 07:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4429