Lasanao any (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf
Tiako anao
@ilay tambitamby
TiakKo anao (îie îie eehh)
na dia misy aza fahadisoAana eh!
Tiako anao
Zaho tsy hiala anilanao zegny ooh
Tiako anao
Antsika tsy hifandao
Taloha tany anao efa nahalala
Izaho ity olo-mMisaina fa tsy adala eeeh!
Izaho akory tsy maditra eh fa MBA Hendry e!
Fahatokisana tsotra anie no angatahikoO eeh!
Anao aza dia mihaino vavan'olona any eeh!
Fa manjary mampikoRrotana fiainantsika ooh
Anao matokisa zaho fa zaho efa anao
Alamino saina eh!
zaho tsy mavandy zegnyY tiako oh
Réf
Fitiavako io efa raikipo
Roso tsy MBA mandeha miembotra e!
Any eh any aminao any e!
Fitiavako io efa lasanao
Amzao lasa tsy noterena
Any aminao any aminao anyY eh
Ianao lay tokako iny, silam-panahiko oh
Lay mpanome Hery Rraha misy ny adin -tsaina
eee!
Fitiavako toa hita tsy mandeha lavitr'azy e!
Mandamindami fiainako o ty fisiany e!
Tiako Aanao
sady mamiko e (anao io oh!)×2
Mamiramira-tsaina maharavoravo oooh
Anao matokisa zaho fa zaho efa anao
Alamino saina eh!
zaho tsy mavVandy zegny tiako oh
Réf
Tiako anao ou ou!
Tambitambinao, tambitambinao
Tiako anao
Zah tsy hiala aminao na dia misy aza
fahadisoana ehh!
TiakKo anao
Atsika roa e atsika roa e!
atsika tsy hifandao
Tiako anao ou ou ou!!!
Tiako anao ou ou
Aza mihaino vavan'olo o o
Tiako anao
ManjaryY mampikorontana fiainantika roa e!
Tiako anao
Anao matokisa zaho fa zaho efa anao
Alamino saina ehh!
Tiako anao
Zaho tsy mavandivandy tiako
Tiako aNnao
Réf
Tiako anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Melky
Vangy : 4360
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tatchy
Daty : 17/12/2014 14:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2851