Antso (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Isaky n’mba hiteny aho dia miahotra
Isaky n’mba hilaza aho dia matahotra
Ef’impiry impiry moa fa ankehitriny izao

Fiv. Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao
Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho
Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho
Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany
Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao
Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao
Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou
Tompo o Andriamanitra Ianao
Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy
N’aiza n’aiza misy ahy

2. Ny androko rehetra atolotr’Azy
Ka ny hazavany no hanjak’ao
Tsy hisalasal’intsony aho ny hanaton’Azy izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Melky
Vangy : 14348
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Belle
Daty : 29/04/2007 17:17
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115