You are here: home > Tononkira > MED'S CHOIR

Noho ianao (MED'S CHOIR)

Mivavaka ianao ho an’ny toa ahy
tsy nandray anao fa mbola maniasia sy manahy
natolotrao ny ainao hamelana ny helokay
ka ny fahorianao nanjary avotray.

Ref:
Jesosy ô!tsy very ny ranao fa nanadio ahy
Jesosy ô! ny fitiavanao no nampanatona ahy anao

Mivavaka ianao ho anTsiky dia ampyny toa ahy
tsy nandray anao fa mbola maniasia sy manahy
Natolotrao ny ainao hamelana ny helokay
ka ny fahorianao nanjary avotray

Ref:
Jesosy ô! ireo holatrao no nampibebaka ahy
Jesosy ô! ny fitiavanao no tsy nahavery ahy
ouh…
ooooh….
Jesosy ô! ny fitiavanao no nampanatona ahy,
Noho Ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MED'S CHOIR
Mpamaky : 67
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : eliopatrick
Tamin'ny : 07/08/2018 17:53:25
ID : 10853

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo