You are here: home > Tononkira > MED'S CHOIR

Isaoranay (MED'S CHOIR)

Isaoranay ianao ry Ray
eram-po sy fanahy
Isaoranay mandrakizay
noho ireo taona maro izay nomenao

Fitsapana, fisedrana
hanefenao ny fonay
fahamelana, fahagagana
no iainanay (eo akaikinao)
Feno ny fo, babo tokoa
ka hanandratra avo ny anaranao
Ankehitriny, mandrakizay
Ho anao ny fiainanay
ny fiainanay...

Isaoranay ianao ry Ray
eram-po sy fanahy
Isaoranay mandrakizay
noho ireo taona maro izay nomenao
Hifandray feo iray
Hankalaza tononkira.serasera.organao ry Ray
Hitory Anao Ilay tsy mandao
tsy ho sasatra
f’io no tanjona
Isan’andro dia hijoro
ho sakaizanao (fa tianay ianao)
Ankehitriny mandrakizay
ho anao ny fiainanay
ny fiainanay...

(Solo) Isaoranay ianao ry Ray
eram-po sy fanahy
Isaoranay mandrakizay
Noho ireo taona maro izay nomenao

Isaoranay ianao ry Ray
eram-po sy fanahy
isaoranay mandrakizay
noho ireo taona maro izay nomenao
misandrata Ianao
Mandrakizay (zay)
Mandrakizay (zay)
Mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MED'S CHOIR
Mpamaky : 88
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : eliopatrick
Tamin'ny : 07/08/2018 17:53:46
ID : 10850

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo