Tsy ny voady ( -- Mbola tsy fantatra --)

Tsy ny voady fanao taom-baovao
Sanatria no hanafaka ny otanao
Ary koa tsy izay ranomasonao be,
Sanatria no hamonjy ny fanahy re!

Fa ianao!
Fa mibetononkira.serasera.orgbaha ianao
Satria efa ho avy
Ilay Jeso Tomponao
Efa lasa nandeha avokoa
Nialoha, ireo olona tianao tety
Ary koa, fiadanana mandrakizay
Ho doria, no vantaniny sambatra ary!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 221
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : bor2lais
Tamin'ny : 03/01/2018 13:11:51
ID : 10252

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo