RAFIRINGA ( -- Mbola tsy fantatra --)

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 995
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 12/03/2010 21:04:37
ID : 4735

Ry Tompo Andriamanitra
Amin’ny fo sy Fanahy
Amin’ny saina sy hery no hitiavako Anao ry Ray
Frère Raphael Louis
Nitia koa ny Fiangonana ny namana

Ilainay mba hiaro ny Fiangonanay
Ilainay mba ho sambatra fa mpiaro ny Fiangonanay
Rahalahy sy Hanabavin’i Jesoa Kristy
Izahay rehetra
Irinay ny fitiavanay

Ao am-pon’ny olona no hitoetra
N’aiza n’aiza misy azy koa
Gasy toa an-dRafiringa indrindra no mpamelombelona

Ady tsy mety ritra
Fiadanana ho ela velona

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo