MIJOROA ( -- Mbola tsy fantatra --)

1.Taona maro no efa nijoroana
    Nitoriana teny mahasoa
    Nihazonanao ny finoana
    Ry fiangona - mamin'i Jesoa

Ref: Tsy fanahy osa fa mahery no nomena
         Sady .be fitiavana no mahafehy tena
          Aoka tsy ho menatra fa mba hijoro hatrana
         tononkira.serasera.org Ho vavolombelon'i Jesoa ihany

2. Koa sahia, tano ny fanilo
     Eto anivon'ity Nosy ity
     Ho fahazavana ka hitsilo
     Ny haizina mandrakotra aty


3. Mila anao ny Tompo ankehitriny,
     Ry Fiangonana ô , ka mijoroa,
      Miaingà fa ianao no Iriny
      Mba ho irany tokoa tokoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 139
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : veroII
Tamin'ny : 08/08/2018 06:04:56
ID : 10857

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo