Mahonena - Sam'm (Madah Ring) (Sam'm (Madah Ring))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sam'm

Raha mbola izao aloha ny eto dago
Isika tsy ho tafarina
Ny manana mia manana,izay tsy misy anie mafy ady
Raha izaho foana no iseho Dia ahoana no hiafarany?
Ny ambony lasa alavitra ny ambany ve ho avela any?
Samy mba mikendry an'ilay hoe fanetretena anefa Jereo kely ilay mahanitra
Mafy ny adiny @life-ny
Izareo miafy foana manantena ny ao ambony
Indray andro any mbola ho avy dia hisy anampy zareo hono
Ka miangavy mba vonjeo re fa izy mahonena
Ho an'izay mandalo mba jereo fa tsisy ianteerana
Mankarary fo anie raha ny mahita an'ireo mangataka
Enao mba misy ho anina anefa izy tsy misy ma Ariary
Tairo mba diniho hoe raha ianao no eo place-ny
Samy mba olombelona mahatsiaro marary sy mijaly
Ny azo sisa atao dia ny mangataka @i Ray
Hoe mba tahio zareo fa mbola miaina eto an-tany (Yeah)

Ref: Miady atrany hibanjina an'ilay hoaviny izy
Ampio zareo dia jereo anie fa mahonena..
fa mahonena...fa mahonena... Hmmm

Efa ela izy ireo no niaritra an'izay zavatra miseo
Atr@izao anefa tsy kivy mitady an'izay mba kaly izy ireo
Ra izaho anefa tsy azaka
Tsy ho vitako aloha izany
Nefa atao ahoana moa fa izay ilay fiainana eto an-tany
Ilay fisainany toa tsy ambany
Kanefa koa tsy ambony
Fa mbola manontany tena hoe ahoana no hiafarany?
Hitsimpona eto foana ve sa mba hisy anampy
Hanorina fonenanana dia hanana an'izay tsy ampy
Ny any faniriany ny hoe tsy voahitsaka intsony
Toa tsy afa-manohitra izany izy ka indrisy nefa
Aleo mitraka hatrany ohatry ny lelan'afo
Raha maty dia mbola irehatra fa tsy anaiky ho lavo
Nareo mbola tsy tonga saina hoe izy mavita an'izany
Na efa maro ny Lalana vitany dia mbola mavita an'izany
Nareo izay mba manambola oa aza miseo manambany
Raha misy Fo ianareo dia mba jereo fa misy Dikany ihany (yeah)

Ref: Miady hatrany hibanjina an'ilay hoaviny izy
Ampio zareo dia jereo anie fa mahonena...fa mahonena..fa mahonena ahh (fa mahonena anhhhhh) *2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sam'm (Madah Ring)
Vangy : 1148
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : samm16
Daty : 20/03/2017 10:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0715