feondakolosy ( -- Mbola tsy fantatra --)

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 850
Nampidirin'i : andreasr
Tamin'ny : 12/03/2010 21:09:38
ID : 4865

henoinareo izany feo
henoinareo fa manao hoe
henoinareo izany feo
feon-dakolosy io e

ding dong ding dong faingàna re
ding dong ding dong faingàna re
ding dong ding dong andao zareo
mba hivavaka e

ry Raiko ô mpamindra fo
miantso anao aho ka mihainoa
diovinao ny fanahiko
tany ketsanao

ding dong ets.................

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo