Feno anao ( -- Mbola tsy fantatra --)

Feno fitiavana ny foko raha mitempo satria FENO ANAO
Ny masoko mijery ,mahita ny hazavanao satria FENO ANAO
Ny vavako raha miteny, mitory ny asanao
Ny tanako ,ny tongotro maneho ny hatsaranao

FENO ANAO
FENO ANAO
FENO ANAO
FENO ANAO

Soloinao fiadanana ny ahiahy ato am-poko satria FENO ANAO
Ny androko ravahanao tsiky sy hafatononkira.serasera.orgliaba satria FENO ANAO
Famindram-po tsy hita lany no indro atafinao
Mandroso amin-toky aho ,satria tantananao

FENO ANAO
FENO ANAO
FENO ANAO
FENO ANAO (*2)


Feno anao ,Tompo ô feno anao
Feno anao,Tompo ô feno anao  (*4)

Feno anao, Tompo ô feno anao
Feno anao, Tompo ô feno anao
Feno anao , ôhhh feno anao
Feno anao, Tompo ô feno anao
FENO ANAO

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 1136
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ercka
Tamin'ny : 05/12/2016 13:48:38
ID : 9014

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo