You are here: home > Tononkira > APF TANGAINA

FALY AHO ( -- Mbola tsy fantatra --)

Faly aho mahita anao
miramiran'endrika ny fiainana
fa mety ny natao
tsy takatrao ny lanitra kanefa moa tsy izao
tsy mba hitoeranao ny aty,tsy mba tsinjonao ilay ary
ilay mandrakizay

ref: aza variana na koa sondriana amin'ny fiainana ety
fantatrao ny ara-nofo mety miofo,misertononkira.serasera.organa ireny
katsao ny ho avin'ilay fanahy tsy mety mikoha
fa ny maharitra hatrany raha mbola eto an-tany
tsarovy ary izao

Ireo rehetra ireo dia tsy azo raha tsy nanome anao ilay tsitoha
no taloha
hamindrafo anao ny fahotana nefa izao
tsy mba hitoeranao ny aty,tsy mba tsinjonao ilay ary
ilay mandrakizay

Hevitra mandeha

goodnssgirl (01/07/2017 14:29:44)

How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 334
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : fahfa
Tamin'ny : 20/03/2017 10:31:49
ID : 9245

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo