D.I.P ( -- Mbola tsy fantatra --)

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 1770
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 05/12/2006 16:15:36
ID : 4064

Imprimer Facebook Facebook
D.I.P (vakiana hoe Dee Ai Pee).

Na tsy hisokatra ny vava,
Ianao hahalala izay hambarako.
Ny masoko hampita azy,
Tsy sanatria vazivazy,
F’izaho sy ianao hanala azy !

Code anankiray ‘zay
No hampiray antsik’indray.
Code iray zay fantatrao :
« DUW anà,DUW anao ! »

Chorus :
DIP! DIP!
Sôma mafàna ny aty,
Dago in the party.
DIP! DIP!
Atomboy ny fety,
Samia manao ‘zay mety.
DUW beat,
Hanafàna indray ny hit.
DUW in the party !
DIP !

Ny volana aza hotakariko
Ny ranomasina hitariko.
Ny alahelo ho tonga mozika
Entiko hampiray antsika.
Anilanao zà, tsisy ahiahy :
DUW ho anao,DUW ho ahy !

Raha tany koa ny tany
Baby aza tomany !
Raha teny koa ny teny ;
Averiko ombieny :
‘Za tsy ho lany inspi,
Hampifaliana an-dry !
DUW is you,
DUW is me !

Hents,Marion,Melky,Aina Cook

Paroles : DUW 1203
Musique : Donat Rasamimanana
Arrangement :Daddy Rasamimanana

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo