Diarin'ny lasa ( -- Mbola tsy fantatra --)

Rovitiko foana ny diarin’ny lasa
Dorako koa irony sary fahiny
Fa mbola tsy rava
Tsy mety ho voafafa
Anatin’ny foko lay olona iny

Laloriko foana ho rindrina vao
Ny efitra onenan’nyTsiky dia ampy fiainako anio
Kanefa tsy mety voakosoka tao
Ny soritr’anarany mbola madio

Ny horonampeon’ny hira niarahana
Dia efa voafafa no sady voasolo
Ny tonony anefa dia mbola mibahana
No sady tadidiko iray manontolo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 547
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 22/10/2015 22:05:37
ID : 7808

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo