Amboary ny ho avinao ( -- Mbola tsy fantatra --)

Raha ho avy ny Tompo izao anio izao
Manan-kambara ve ianao?
Raha sanatria izy ka milaza hoe :
Tsy fantatro ianao , miala amiko ry mpanao meloka
Azo antoka ve ny finoanao?
Feno tsara ve ny solikao
Tandremo ianao sao virijiny
Dimy adala fa tsy hendry.
RTsiky dia ampyefrain:
Amboary, amboary ny ho avinao
Mibebaha an-dranomaso raha azo atao
Antsoy Jesosy ho tompon'ny fiainanao
Antsoy Jesosy ho mpanjakan'ny fonao
Raha ho avy ny Tompo izao anio izao
Manan-kalahatra ve ianao?
Raha tsy manao ilay lamba mariage
Atsipin'ireo anjely any an'afobe.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 620
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rabenjamalala2002
Tamin'ny : 11/09/2016 15:10:51
ID : 8824

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo