Akaikinao ( -- Mbola tsy fantatra --)

Ny fitiavanao mamelona ny foko
Nanova ahy, nanova ahy
Ka ny ahy ny faniriako
Dia ny akaikinao Jesosy mandrakizay

Taomy aho hanatona anao
Ho ento amin'ny lalindalina aho
Te htononkira.serasera.orgahalala anao sy ny ao am-ponao
Fa mamy ny fitiavanao ahy
Mihoatra izao hitako izao
Te hahalala anao sy ny ao am-ponao

Oh Oh Oh Oh Oh Oh
Lehibe ny fitiavanao ahy
Oh Oh Oh Oh Oh Oh
Lehibe ny fitiavanao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 472
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rinathie
Tamin'ny : 02/08/2017 08:19:44
ID : 9399

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo