iny vehivavy iny (Maslah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hum×6
ya man!!oohh na na na na ie!!

REF:
Tsy tana n'iza2 izy nandé
Tsy tana n'iza2 izy nandalo oo
iny vehivavy iny indray mandé
tokan'endrika enao tao anatin'ny maro
tsy tana n'iza2 izy nandé
tsy tana n'iza2 izy nandalo oo
iny vehivavy iny indray mandé
tokan'endrika enao tao anatin'ny maro

oohh gyal e!
ilay masoko mijery to tsy miala e!
ny any ambadika any tsy maintsy hialona e!!
oohh annnnnnn!!
aleo mba iaraka
fa tsy ho ita eo ihany ve ze manaraka
fa ze vavan'olona aza raraina zany
ory vehivavy iny
iny vehivavy iny
fa ny saiko no efa voha
ilazana @nao ilay kozy
tsy aiko fa niova
efa to tsy vita nefa iny zah fa niova
oooo gyaly e!!bbrrrlll

REF:
Tsy tana n'iza2 izy nandé
tsy tana n'iza2 izy nandalo
iny vehivavy iny indray mandé
tokan'endrika enao tao anatin'ny maro oo )×2

heee iny vehivavy iny zao
mety izy raha sakanana
raha mety izy de iray lalana
heee farafaratsiny zah mba andray tanana
lasa sento hoay
ilay endrikao iny de mba ho ahy
izany vehivavy iny
za io mba te hanaraka anazy
diso aho ve raha mba miangavy
zao omeo lalana
ianao io tsy mety ianao mba ho aiza mo
ho aiza mo re zao
no halala ny fitiavanao ooo
heeee ny hasambaranao ioooooo
hoooo na na na na iiieeee!!

REF: )×2

tapitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Maslah
Vangy : 906
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : strong-gasy
Daty : 24/09/2017 14:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3812