Hafahafa (Martiora Freedom)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref : hafahafa ho'aho lay any e! no miaraka aminay
zay tavela aleo aloha ho any o!o!o!
tsapanao hoe normaly e !ia!
hafahafa ho'aho lay any e!
refa tsanga tsaina aleo hilam!
aza bilabilaka @ revy izay makafoka !!
koboko ianao fa cadro koboko eny fa cadro!!
aza bilabilaka @ reny izay tsy ilaina
mandeha ampiralahiana (fa zay tiana no hajaina)X3
havanay ny mody
isan'andro misy miova !
hoento ampitsikiana fa ny lalana mitondra ianao anie tsy voatery hoe (haharaka an'zany)X3
ref : hafahafa oa le any e!..........
mahafinaritra lay any e!e!e! X2
ndao ianao fa ho entiko any o!o!o!
hanidintsidina ohatr'zany !
hafaliana tsy omby tratra e!e!e! manafana anatiny any !!!!
hafaliana tsy omby tratra o!o!o! hanidintsidina ohatr'zany mafinaritra lay any e!e!e! X2
ndao ianao fa ho entiko any o!o!o!
hanidintsidina ohatr'zany !
hafaliana tsy omby tratra e!e!e! manafana anatiny any !!!!
hafaliana tsy omby tratra o!o!o! haniditsidina ohatr'zany
ankafizo ny filatsaky ny mozika
henoy tsara aloha ity zay ianao vao mitatasiaka
manantona aty raha toa ka liana ianao
reto izahay tafaray hampifaly anao
a red cool
zay mihaino avy dia kola !!
na boto miantsinana io
na avy any anaty coll !!!
col ma lefarta tsy misy koz zan
resa-politika fa tsy kozy zany !!!
tonga soa eto @ tambazotra martiora ialahy !!!
ny androany ihany no androany fa ny ampitso suspens
ho ento aty raha hifaly
hanidina hisidina ambony @l ay revy milay
ref : hafahafa .............................
tsy iray pintso roa
fa maromaro mihitsy hafahafa foana ho'aho ny live efa vita !!!
raha tsy mivaro po na voaka enw nahita !
matsiro tsara ty @ lay tena tianao mihitsy
reveo tsotra fa mila fetsifetsy
sa mamo vetivety
faly mifetifety
ny havan-dray fa metymety ny hafanana koa anie toa mety !!!!!!
mahafinaritra lay any e!e!e! X2
ndao ianao fa ho entiko any o!o!o!
hanidintsidina ohatr'zany !
hafaliana tsy ombitratra e!e!e! manafana antiny any !!!!
hafaliana tsy omby tratra o!o!o! haniditsidina otr'zan
ref hafafa............
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Martiora Freedom
Vangy : 7693
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : landyi
Daty : 15/05/2014 08:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0762