You are here: home > Tononkira > Marion

Tiako ho ahy eo foana (Marion)


Zany hoe fitiavana zaho tsy nahay
Lay tena hoe fitiavana tsy haiko hatr'izay
Fa ianao ianao irery no hany mba nampianatra ahy
Hiatrika ireny rehetra ireny
Fitsapana mahamay

Ref : tiako ianao tiako ho ahy eo foana
Hifanamby na mandavan-taona
Ianao eo ho ahy
Zaho eto efa anao iny
Tiako ianao tiako ianao ho ahy eo foana
Na te handrava antsika ny fotoana
Ianao ho eo ahy
Zaho eto efa anao iny

Ankehitriny efa mazava ny lalana ombana
Eo anilanao ry aiko no ahitako hazatononkira.serasera.orgvana
Tsy nahita aho na dia iray
Hoe ny tsikinao
Navita hampitony ahy tamin'ny ady nozakaiko

Réf : tiako ianao tiako ho ahy eo foana
Hifanamby na mandavan-taona
Ianao eo ho ahy
Zaho eto efa anao iny
Tiako ianao tiako ianao ho ahy eo foana
Na te handrava antsika ny fotoana
Ianao ho eo ahy
Zaho eto efa anao iny

Tiako aharitra ho doria tsy ho rava sanatria
Lavon'ireo taona nifandrimby
Ho mamy ho mamy ho mamy ho mamy
Hatrany ilay fitia

Réf : tiako ianao tiako ho ahy eo foana
Hifanamby na

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Marion
Mpamaky : 516
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fneery
Tamin'ny : 11/09/2017 19:46:56
ID : 9984

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo