Rehefa love (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tsy hainao intsony ‘zay tokony hatao
Te hivazavaza, te ho faty , te hangina
Tapi-dalan-kaleha , ho aiza ianao?
Hainao mantsy fa tsy eo ‘ndray ‘lay tiana
Miezaka , miezaka foana ianao hitsiky
Kanefa , kanefa, raha tsy hay aho toa voakina
Hoe izy any ho any, mba mahatsiaro anao ihany
Hoe iza moa no tena tia?
Maizina izay rehetra aleha
Manahy mantsy sao izy ho leo
Efa tsy hainao tsony ‘zay tokony atao
Izany ve ny hoe tena tia..e! tena tia
Tsy mety mangina!
Fa rehefa tena tia io fonao io toy ny adala
Fa rehefa tena tia mantsy tia ka tsy te hahalala
Fa ‘zany izy rehefa love, love , love
Fa ‘zany izy rehefa love, love , love
Fa rehefa tena tia io fonao io toy ny adala
Fa ny azy ‘lay tokana iny ihany no ataony hoe malala
Fa ‘zany izy rehefa love, love, love
Fa ‘zany izy rehefa love, love, love
‘Zany izy rehefa love ie!
‘Zany izy rehefa love
Tsisy mahasakana azy ho amin’izany
Ny hafanana ny hirifiry, hiaretany mangina
Satria ianao tsy ahoany, fa ny ataony ihany no ataony
Ianao no tsy raharahiany, ho raranao f’iny no tiany e!
Maizina izay rehetra aleha
Manahy mantsy sao izy ho leo
Efa tsy hainao tsony ‘zay tokony atao
Fa rehefa tena tia io fonao io toy ny adala
Fa rehefa tena tia mantsy tia ka tsy te hahalala
Fa ‘zany izy rehefa love, love , love
Fa ‘zany izy rehefa love, love , love
Fa rehefa tena tia io fonao io toy ny adala
Fa ny azy ‘lay tokana iny ihany no ataony hoe malala
Fa ‘zany izy rehefa love, love, love
Fa ‘zany izy rehefa love, love, love
Zany izy rehefa love
Fa na kely na lehibe, noraranao jereo,
Tsitsy mety voafehy, Zay tia te handeh!
Handeh! F’izay tia te handeh!
Fa rehefa tena tia io fonao io toy ny adala
Adala……..
Fa ‘zany izy rehefa love, love , love
Fa ‘zany izy rehefa love, love , love
Fa rehefa tena tia io fonao io toy ny adala
Fa ny azy ‘lay tokana iny ihany no ataony hoe malala
Fa ‘zany izy rehefa love, love, love
Fa ‘zany izy rehefa love, love, love
Zany izy rehefa love
Zany izy rehefa love …..
--------
Rohy:
Hevitra
Niaretana ( 26/10/2017 11:01)
fa rhf ten tia iw????nw iw toy n adal,f n az le tokan in ihan n atwn we malal d zey iz rhf love...????????????
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Marion
Vangy : 10681
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Tantelinnyaina
Daty : 01/07/2017 18:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0721