You are here: home > Tononkira > Marion

Noho ianao (Marion)

Reko na efa ela nandao
Malala tsy foiko izy iny
Ilay fitiavako tsy nangina
Ty ratram-poko mbola mitahiry
Adin-tsaina hameno hakiviana
Fa tantara sisa ireny
'Zaho ty manirery

Noho ianao izaho mangina
Mbola tia mangirifiry
Noho ianao no nahatsiaro fijaliana
Tsiky kely baTsiky dia ampybonao ankehitriny
Tsisy ao atao efa lasanao tokoa
Fa alon-drano sisa ireny

Tsy manadino ny omaly napetrakao
Foko ity tsy mino izaho hoe
Tsy ahita intsony anao
Nefa ianao nahavita izao koa dia nangina ny fo
Ratram-po tsy haiko hazavaina intsony ny namako hatrizao
Niezaka aho hanadino ny lasantsika

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Marion
Mpamaky : 6856
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 09/03/2015 09:23:55
ID : 7262

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo