You are here: home > Tononkira > Marion

I love you [B.O: TIA TOKOA] (Marion)

Mamin ny foko,eny,tena mamin ny foko
ny anilanao iny tsy mba ho soloiko
Eny tonga izao ny andro
hilazako hoe I LOVE YOU
.
Fehezam boninkazo ray ho anao
no mba afaka natolotro izay
De aza mandà
raiso mba ho anao
fa vokatry ny fo sy fanahy
Ho anao de ho anao irery ihany
Eny androany,mba te hanontany
Do you love me too?
.
Mamin ny foko,eny,tena mamin ny foko
ny anilanao iny tsy mba ho soloiko
Eny zao ihany koa
no hilazako hoe
I LOVE YOU
.
N aiza misy anao de ho eo aho
Hifanampy,hanafana
Eny raha mbola misy aztononkira.serasera.orgoko atao
de zay,
Hifampizara aminao
ka eny androany
mba te hanontany
Do you love me too?
.
Mamin ny foko,eny,tena mamin ny foko
ny anilanao iny tsy mba ho soloiko
Eny zao ihany koa
no hilazako hoe
I LOVE YOU
.
Tia tokoa ka feno ny fo
Aza tsiny tsy tana intsony
Miandry ireo,very aho
Mangidy irery aho
.
Mamin ny foko,eny,tena mamin ny foko
ny anilanao iny tsy mba ho soloiko
Eny zao ihany koa
no hilazako hoe
I LOVE YOU
Mamin ny foko,eny,tena mamin ny foko
ny anilanao iny tsy mba ho soloiko
Eny zao ihany koa
no hilazako hoe
I LOVE YOU
  

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Marion
Mpamaky : 10485
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Andrian28
Tamin'ny : 04/06/2015 18:08:19
ID : 7497

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo