You are here: home > Tononkira > Marion

fo mitia (Marion)

Imprimer Facebook Facebook
Avy ianao hijery ahy
tsy andry izany oe ho aty
mamiratra ny andro maraina
injao mientana ny fo sy fanahy
izaho ilay niantso hoe avia
dia foana hatreo ireo taraina


pont : eny aminao zany hatsarana ry tiako รด!!!!
          mamiratra feno hazavana  izay misy anao

ref : mamy ny eo anilanao
       dia babo ny fanahy   eny babo tsotra izao
       fo mitia nomeko anao ,eny am pitiavana
       tsy mba nolavinaTsiky dia ampyo

Oh O O ........

Tonga indray hijery anao
Izaho ilay babo efa tia
e vonona ny fo sy saina
tsy nifankafohy hatramizao
samy tia tena tia
ireo tambitamby tsy mety ho lany

pont : eny aminao ...

ref : mamy ny eo anilanao ...

Oh O O .........

eny satria ho doria
tokoa ny fanirianay
eny ho diso izay tsy tia
satria ho mandrakizay


eny f'ianao ihany mbola ianao ihany
ianao hatrany ...no mba tiako


ref : mamy ny eo anilanao ...

Hametraka hevitra

Midira aloha
Mpihira : Marion
Mpamaky : 2070
Nampidirin'i : tissakely
Tamin'ny : 14/09/2012 08:47:36
ID : 6187

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo