You are here: home > Tononkira > Marion

Diavolana (Marion)

Baby
Tu sais
Na tsy manak'omena aza ianao aza kivy
Baby
Je sais
Na fetiko anie tsy ataon-tsika mangidy
Ndao antsoin-tsika daholo ny ankizy eh eh
Aza mitady zay tsy hita (x2)
Kilalao malagasy d'efa ok
Zay tsy mikipy tsy asiko o(x2)
Fampitaha zao no miainga d'efa mety (dia mety)
   Mety dia mety (x5)
Diavolana manjakely indray takariva
Tonga ny alina f'ataovy zay mety
Diavolana manjakely indray takariva
Ndao hi-bal fa tonga ny fety eh
   Iny ianao fa hitako e e (x2)            
   Tsy mba sosotra fa mirana lava
   Iny ianao fa hitako e e (x2)            
   Tsy mba sosotra fa mirana lava
Soa miditra eh mandrosoa (x2)
Lamako x2
Taotaon-katsaka hatran parihy eh
Aiza ho anay reninareo a (tsy omenay reninay)x2
Lalao lalao lalao fahiny eh, tsy atakalok ts amidy
Ts omenay ts adin oh (Sa ahoana cherie?)
  AzaTsiky dia ampy mitady zay ts hita (x2)
  Kilalao malagasy d'efa ok
  Zay ts mikipy ts asiak (x2)
  Fampitaha no miainga d'ef mety ( dia mety)
  (Mety dia mety o) x5
Diavolana fenomanana takariva
Tsy mba sosotra fa mirana lava
Diavolana fenomanana takariva
Tsy mba sosotra fa mirana lava
  Iny ianao fa hitako o (x2)
  Tsy mba sosotra fa mirana lava
  Iny ianao fa hitako o (x2)
  Tsy mba sosotra fa mirana lava
        Mbay lalana eh, mbay lalana o
        Mbay lalana be felatanana
        Mbay lalana eh, mbay lalana o
        Mbay lalana be felatanana
Soa miditra eh mandrosoa (x2)
Sao mihidy sao mihidy ee
Eh eh mandrosoa
Soa miditra eh mandrosoa (x2)
Sao mihidy sao mihidy ee
Eh eh mandrosoa ...

(MARION 2016)

Tononkira : TSIRO























Lamako (x2)
Taotaon-katsaka hatran parihy e
Aiza ho anay reninareo a
Tsy omenay reninay a (x2

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Marion
Mpamaky : 2086
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ROTSYFITIA
Tamin'ny : 17/11/2016 14:52:13
ID : 8958

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo