You are here: home > Tononkira > Marion

Diavolana (Marion)

Baby
Tu sais
Na tsy manak'omena aza ianao aza kivy
Fitia mamy be ny anah  re  dia izy
Baby
Je  sais
Na dia fetiko anie tsy ataon-tsika mangidy
Ndao antsoin-tsika daholo ny  ankizy
Eh  eh

Aza mitady  zay tsy  hita
Aza mitady  zay tsy  hita
Kilalao  malagasy  d'efa  ok  ok
Zay  tsy  mikipy  tsy  asiako
Zay  tsy  mikipy  tsy  asiako
Fampitaha zao no miainga d'efa  mety  dia mety
Mety  dia  mety o?
Mety  dia  mety o?
Mety  dia  mety o?
Mety  dia  mety o?
Mety  dia  mety o?

Diavolana   manjakely
Indray  takariva
Tonga ny  alina  f'ataovy  izay  mety
Diavolana  manjakely
Indray  takariva
Ndao  hi-bal  a  fa  tonga  ny  fety
Iny  ianao  fa  hitako e   e
Iny  ianao  fa  hitako e   e
Tsy mba  sosotra fa mirana  lava
Iny  ianao  fa  hitako e   e
Iny  ianao  fa  hitako e   e
Tsy mba  sosotra fa mirana  lava

Soa miditra e  mandrosoa
Soa miditra e  mandrosoa
Lamako
Lamako
Taotaon-katsaka hatran-parihy  e
Aiza ho anay reninareo  a
Tsy omenay  reninay
TTsiky dia ampysy omenay  reninay
Lalao  lalao  fahiny  e
Lalao  lalao fahiny e
Tsy atakalo tsy  amidy
Tsy omenay tsy adino
Sa ahoaba  ry chérie?
No no

Aza mitady  zay tsy  hita
Aza mitady  zay tsy  hita
Kilalao  malagasy  d'efa  ok  ok
Zay  tsy  mikipy  tsy  asiako
Zay  tsy  mikipy  tsy  asiako
Fampitaha zao no miainga d'efa  mety  dia mety
Mety  dia  mety o?
Mety  dia  mety o?
Mety  dia  mety o?
Mety  dia  mety o?
Mety  dia  mety o?

Diavolana fenomana takariva
Tsy  mba sosotra  fa mirana  lava
Diavolana fenomana takariva
Tsy  mba sosotra  fa mirana  lava
Iny  ianao fa  hitako o?
Tsy mba sosotra fa mirana  lava
Iny  ianao fa  hitako o?
Tsy mba sosotra fa mirana  lava

Mbay  lalana e
Mbay  lalana e
Mbay  lalana be felatanana
Mbay  lalana e
Mbay  lalana e
Mbay  lalana be felatanana

Soa  miditra  e mandrosoa
Soa miditra  e  mandrosoa
Sao mihidy sao  mihidy e  e
Eh  eh   mandrosoa
Soa  miditra  e mandrosoa
Soa miditra  e  mandrosoa
Sao mihidy sao  mihidy e  e
Eh  eh   mandrosoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Marion
Mpamaky : 3764
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ni2016
Tamin'ny : 17/10/2016 19:02:04
ID : 8894

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo