You are here: home > Tononkira > Marion

D . I . P! (Marion)

Na tsy hisokatra ny vavako ,
Ianao hahalala izay  hambarako.
Ny masoko  hampita azy ,
Sanatria  vazivazy,
F’izaho sy ianao hanala azy !


Code anakiray ’ zay
No hampiray  antsik ’ indray.
Code iray ’ zay  fantatrao:
"D. U .W anà, v D . U . W anao ! "


Chorus:
D . I .P ! D . I . P!
Sôma mafana ny aty ,
Dago in the party .
D. I .P ! D . I . P!
Atomboy  ny fety , Samia  manao ’ zay  mety.
D . U . W beat ,
hanafàna  indray ny hit .
D . U . W  in the party !
D. I .Tsiky dia ampy P!


Ny volana aza  hotakariko ,
Ny ranomasina hitariko.
Ny alahelo  ho tonga  mozika ,
Entiko  hampiray  antsika .
Anilanao ’ zà  , tsisy  ahiahy :
D . U . W ho anao  ,  D . U . W ho ahy !


-Chorus -

Raha  tany  koa  ny tany ,
Baby  aza tomany !
Raha teny  koa  ny teny ;
Averiko ombieny :
’ za  tsy ho  lany inspi,
Hampifaliana an - dry !
D . U . W is you ,
D . U . W is me!


- Chorus -




Paroles :  D . U . W 1203
Musique :  Donat Rasamimanana
Arrangement : Daddy  Rasamimanana  

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Marion
Mpamaky : 3837
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 16/12/2006 08:49:41
ID : 4077

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo